jeudi 31 janvier 2008

akory aby e

aia aby rô zalahy ng'avy à farafa
iao toa aty bordeaux mba te hahazo vaovao avy aminareo

1 commentaire:

Arimanana Olivier a dit…

Tsara be da akory aby koa sa!
Arimanana Olivier, avy aty Agnamabahy avao itoa.
Misy blog namboariko io http://farafonline.blogspot.com mikasiky an'i Farafangana, mety efa hitanao angamba.
Misaotra e !